<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Jesosy no Mpiandry tsara maty tia,
 Ny rany nampiray antsika olo‑
 Fa Izy no mandidy hampifa-nkatia
 Izay te-ho olony.

[V2]
 Ka manahafa Azy Tomponaa, ry mino,
 Tsarovinao ny didy izay nato-loriyy,
 Fa tiany hifankatia isika mpino, Fa samy olony.

[V3]
 Tsarovy fa iray tam-po izao isika ;
 Tsarovy re fa samy mpiantafika ; Miraisa hina mba hiaraka tafita Ho ao an-danitra.

[V4]
 Ka aza mba mijery aaina an‑
 tava ;
 Mifanaralra tsara sy mifamelà,
 Fa aza tia fotsiny amin' ny
 vava ;
 Dia aza mifandà.

[V5]
 Mifankatiava ary mifanaova soa ; Mifandefera tsy hiavona am-po ;
 Vonoy re ny lolompo sy t'osa koa, Ka aoka ho tao-po.

[V6]
 Mora. fo, mihavàna, maleme fa-nahy,
 Ka aza mety hanaratsy narnana ; Mifankatiava ré, toy ny mpira-halahy
 Miara-dàlana.

[V7]
 Ka mivavaha re ho an' ny raha-lahy,
 Hiraisantsika tsara, fa iray manjo ;
 Ny fo izay tia tsy mba mampia-hiahy,
 Horaisin' i Jeso.</lyrics>
<title>Jesosy no Mpiandry tsara maty tia FFPM529</title>
<hymn_number>529</hymn_number>
</song>